Articles

IZAHO SY IANAO MIAINA FINARITRA DIENY ETO AN-TANY NO TANJONA - FITIAVANA-MG

"IZAHO SY IANAO MIAINA FINARITRA DIENY ETO AN-TANY NO TANJONA "  FITIAVANA-MG Salama ry namako tiako loatra, Anio, te hilaza vaovao iray mahafaly aminao aho. Mino aho fa ianao dia liana ny amin'ny "internet" sy ny tontolony. Na manao izany isan'andro ianao, na ihany koa hoe mahalana. Tsy mampanino izany! Misy tranokala iray mahafinaritra ambarako anao anio, ity farany dia manana tanjona ny "HIKATSAKA NY MAHASOA AHY SY IANAO MBA HIAINA FINARITRA DIENY ETO AN-TANY" . Eo anatrehan'izany tanjona izany dia nohezahiny hatrany ny hanomana zava-mahasoa, mahafinaritra ary mampitony ahy sy ianao; eny ho an'ny tsirairay na ankizy na tanora na lehibe. Eo andalan'ny fanorenana tanteraka ireo sehatra fototra izy ankehitriny.  . Misy kosa anefa ireo sehatra efa azonao tsidihina avy hatrany, toy ny tontolo miresaka momba ny fahasalamana izay ahazoanao toro-hevitra mahasalamana ahafahanao manana vatana salama