IZAHO SY IANAO MIAINA FINARITRA DIENY ETO AN-TANY NO TANJONA - FITIAVANA-MG

"IZAHO SY IANAO MIAINA FINARITRA DIENY ETO AN-TANY NO TANJONA
FITIAVANA-MG
Salama ry namako tiako loatra,

Anio, te hilaza vaovao iray mahafaly aminao aho.
Mino aho fa ianao dia liana ny amin'ny "internet" sy ny tontolony.
Na manao izany isan'andro ianao, na ihany koa hoe mahalana.
Tsy mampanino izany!

Misy tranokala iray mahafinaritra ambarako anao anio, ity farany dia manana tanjona ny "HIKATSAKA NY MAHASOA AHY SY IANAO MBA HIAINA FINARITRA DIENY ETO AN-TANY".

Eo anatrehan'izany tanjona izany dia nohezahiny hatrany ny hanomana zava-mahasoa, mahafinaritra ary mampitony ahy sy ianao; eny ho an'ny tsirairay na ankizy na tanora na lehibe.

Eo andalan'ny fanorenana tanteraka ireo sehatra fototra izy ankehitriny.  .
Misy kosa anefa ireo sehatra efa azonao tsidihina avy hatrany, toy ny tontolo miresaka momba ny fahasalamana izay ahazoanao toro-hevitra mahasalamana ahafahanao manana vatana salama sy tomady ka ho finaritra dieny eto an-tany; izany dia azona tsidihina ao amin'ny adiresy  https://fahasalamana.fitiavana.mg, ao ihany koa ireo maro hafa izay atolotra anao ho fanatrarana ny tanjona iray manandanja dia ny mba ahatonga ahy sy ianao "hiaina finaritra dieny eto an-tany".

Amin'ny ankapobeny dia hitanao ao amin'ny tranokala avokoa ireo sehatra efa misy amin'ny alalan'ny adiresy https://fitiavana.mg.

Koa manasa anao aho anio, mba hikatsaka ny hiaina finaritra sahady dieny eto an-tany, ka hitsidika ity tranokalantsika mahafinaritra ity.


"IZAHO SY IANAO MIAINA FINARITRA DIENY ETO AN-TANY NO TANJONA



Mankasitraka indrindra,
Ladina Sedera,
Fondateur, FITIAVANA-MG
Email : ladina.sedera@gmail.com
Tel : +261 34 11 140 72

Commentaires

  1. Mankasitraka ny amin'ny finiavana hizara ny mahasoa ny rehetra !
    Mahefa be amin'ny asa soa atao !

    RépondreSupprimer

Enregistrer un commentaire